|
|
|
|

Teny iditra1  famerezana
Fototeny  2 very
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana izay hahatonga andevo; fampahantrana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de réduire en esclavage, de ruiner, de perdre, le moyen, le lieu, la cause [1.3#827]
Ohatra  6  Ny famoanana, ny fampinomana sy ny famerezana olona sy ny famonoana noho ny heloka vita no zavatra misongadina indrindra amin' ny fanavaozana ny fitondram-bahoaka [2.366#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12