|
|
|
|

Teny iditra1  famerim-bola
Singan-teny  2 famerina, 3 vola
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 change returned in a transaction [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 la monnaie rendue [1.8]
Ohatra  7  Ohatrinona no vidiny ary ohatrinona ny famerimbola? [2.332#]
Voambolana  8  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Tovy hevitra  9 herimbola

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12