Entry | 1 fametsovetso |
Root | 2 vetsovetso |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomban' ny olona mametsovetso na mivetsovetso, izany hoe mitanisanisa amin' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny Azo vetsovetsoina [1.1] |
Synonyms | 5 fivetsovetso |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |