Entry | 1 famezivezena |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 vezivezy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fampitotototoàna atsỳ sy arỳ |
Explanations in French |
5 [1.3#831] L'action de faire courir çà et là, de rendre indécis, la cause |
Examples |
6 [4.27#] Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |