|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 famiràna |
| Fototeny | 2 fira |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fikapana, fijinjana; faminganana
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 famirana |
| Fototeny | 6 fitra |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Famafana, famaohana, fanesorana ny diky amin' ny vorodamba, taratasy...
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 9 famarina, famiràna, famirana, 10 mafirana, 11 mifarana, 12 mirafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|