|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 famoaka |
| Fototeny | 2 voaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mamoaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ce qu'on peut faire sortir, montrer, manière de montrer
[1.3#843] |
| Kamban-teny rehetra | 6 zoro famoaka |
| Teny iditra (2/3) | 7 famoaka |
| Fototeny | 8 voaka |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Azo avoaka
[1.1] |
| Ohatra |
11 Tsy famoaka any ivelany izany.
[2.472#]
|
| Teny iditra (3/3) | 12 famoaka |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Bibikely ampidirina amin' ny lavaky ny angely mba hamoaka sy hihantsy azy hivoaka hampiadina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 Any insect used in ferreting out the antsiondahy from its hole.
[1.2] |
| Voambolana | 16 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Fivaditsoratra | 17 famaoka, famoaka, 18 mafoaka, 19 maka afo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|