|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famoalaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-piasana toy ny fandraka, saingy izy korongo dia korongo, atao fandoahan-kazo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 [Mod. s. from mamoa (voa?), and laka for lakana, a canoe.] A gouge.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 5 fakamalao, famoalaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|