|
|
|
|

Teny iditra1  famoizam-po
Singan-teny  2 famoizana, 3 fo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 despair [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 désespoir [1.8]
Ohatra  7  Ny fanantenan-dRandrianaivo, izay vao nivelatra sy namirapiratra vao tsy ampy herinandro, dia nosaronan'ny famoizampo tamin'io takariva io [2.324#]
Voambolana  8  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12