Entry (1/2) | 1 famokarana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 fokatra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fihadiana: Amin' ny mitsidika andro ny famokarana ny razana Famohazana, famelomana indray: Tsy ilaina ny famokarana ny lasa |
Explanations in English |
5 [1.7] exhumation of the dead |
Explanations in French |
6 [1.8] exhumation d'un cadavre |
Entry (2/2) | 7 famokarana |
Part of speech | 8 noun |
Root | 9 vokatra |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Fanomezana, fampitomboana vokatra, famoazana |
Explanations in English |
16 [1.7] industrial or agricultural production |
Explanations in French |
17 [1.8] production agricole ou industrielle 18 [1.13] production |
Examples |
19 [2.424#] Ahoana ny fomba fitsinjarana ny tany famokarana? 20 [2.606#] Ny fomba famokarana kapitalista mantsy, dia mitaky fomba fiasa henjana sy fomba fisaina hentitra. |
Anagrams | 21 famaranako, famokarana, namafarako, ramanakofa |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |