|
|
|
|

Teny iditra1  famokisana
Fototeny  2 voky
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanomezana sakafo betsaka: Hatao ahoana no famokiaano ireto vahoaka maro be ireto
5 Famporisihana, fitarihana, fambosiana: Mendri-tsazy mafy ny famokisana ny vahoakatoy itony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 L’action de rassasier, d’exciter, de pousser à la désobéissance, à la révolte, le motif, le moyen [1.3#849]
Ohatra  7  Nisy didy navoaka noho ny famokisana nataon' i Ptolemea mba hampihatra izany hevitra izany ihany koa amin' ny Jody ao amin' ny tanàna greka manolotra azy, sady hanao sorona; [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12