|
|
|
|

Teny iditra1  famoniana
Fototeny  2 vony
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahavakisam-bony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 floraison ; saison des fleurs [1.196]
Ohatra  6  Fa alohan' ny fijinjana, rahefa tapitra ny famoniana, ka efa tonga sampaho efa ho masaka ny voniny, dia hotapahiny amin' ny antsy, ny rantsany, hesoriny ny sampany dia hotangosany. [2.996#29.018.005]

Fivaditsoratra  7 famoinana, famoniana, 8 fimaonana, 9 fiomanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12