|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 famoretana |
| Fototeny | 2 foritra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampileferana, fampiketronana
[1.1] 5 fomba famalonana [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 pliage
[1.13] |
| Voambolana | 7 Haitao |
| Teny iditra (2/2) | 8 famoretana |
| Fototeny | 9 foritra |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Fanerena, fangejana, famiazana, fampahoriana
[1.1] 12 fanerena an-kolaka na mivantana olona iray hanao zavatra na tiany na tsia [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 pression
[1.13] |
| Fivaditsoratra | 14 afotramena, 15 anamofetra, famoretana, 16 famoterana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|