|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famosaviana |
| Fototeny | 2 mosavy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanasiana mosavy, famorehana, fanimbana olona amin' ny poizina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 witchcraft, the act of casting a spell
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 L’action d’ensorceler ; fig. l’endommagement, le préjudice
[1.3#446] 7 maléfice, sortilège [1.8] |
| Ohatra |
8 Ny aretina toy izany dia tsy misy idiran'ny filalaovana ody na famosaviana.
[2.424#]
9 Nefa amin'ny famosaviana (ody ratsy) dia izy no fototra mahatonga ny aretina sy ny fahoriana amam-panaintainana miteraka fahafatesana ka mahatahotra. [1.353#] |
| Voambolana | 10 Finoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|