|
|
|
|

Entry1  famoterana
Part of speech  2  noun
Root  3  fotitra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fametrahana zavatra mifamotitra, izany hoe mifamadika, ka ny tokony ho ambony hatao ambany, ny an-doha hatao an-tongotra
Filazana olom-pady ho heny
Fampifamadihana

Anagrams  5  afotramena, anamofetra, famoretana, famoterana

Updated on 2025/07/29