|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famotopotorana |
| Fototeny | 2 fotopototra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanadihadiana, famakafakana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 information
[1.4] 6 enquête, sondage [1.13] |
| Ohatra |
7 sady nitombo be ihany ny famotopotorana nataony tamin' ny nitsarana ny vahoaka.
[1.38]
8 Miankina amin’ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan’ny famotopotorana sy fanadihadiana atao; [4.27] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|