Entry | 1 famotorana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 fototra |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fanadinadinana atao mba hahitana izay nanao, raha nisy heloka bevava vita; fakana am-bavany: Tapa-bolana vao vita ny famotorana ireo voampanga mihoatra ny zato |
Explanations in French |
6 [1.3#190] l'action d'aller à la racine, les moyens |
Examples |
7 [2.356] Dia samy nanao famotorana ny roa tonta. 8 [2.298] Natao ny famotorana: tratra Rainitsarahoela. |
Anagrams | 9 anatoforam, famorotana, famotorana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |