|
|
|
|

Teny iditra1  famotsiamaso
Singan-teny  2 famotsiana, 3 maso
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny faritra fotsy anoloana amin' ny maso, izay boribory somary mivohitra ary tantera-pahazavana [1.1]
Voambolana  6  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12