|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fampakarana |
| Fototeny | 2 akatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 That which is the means of raising anything; a hand vice.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 l'action de faire monter
[1.3] 6 tout ce qui sert à élever [1.5] |
| Mpanahaka | 7 fampakarandrano |
| Kamban-teny rehetra | 8 fampakaran-drano |
| Teny iditra (2/2) | 9 fampakarana |
| Fototeny | 10 akatra |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 l'action d'épouser, les noces
[1.3] 14 célébration du mariage [1.5] |
| Ohatra |
15 Rahoviana no hatao ny fampakarana?
[2.471#]
|
| Tovy hevitra | 16 fampakaram-bady |
| Kamban-teny rehetra | 17 fampakaram-bady |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|