|
|
|
|

Entry1  fampandehanana
Part of speech  2  noun
Root  3  leha
Examples  4  [1.320#] Ny lalàna no mandamina ny fombafomba fampandehanana io rafitra io.
5  [2.114#] Ny Governemanta no mikarakara ny fampandehanana ny raharaha fanao andavanandro.
6  [4.27#] dia ahitana ny fepetra mikasika ny fandaminana, ny fampandehanana sy ny andraikitry ny Fokontany sy ny Fokonolona.
7  [2.445#] Ny fitaterana, ny fambolena, ny fiompiana, ny indostria ary ny sisa hafa dia mila angovo ho fampandehanana azy ireny.

Updated on 2024/12/11