|
|
|
|

Teny iditra1  fampandrian-tany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 fepetra ara-miaramila noraisin'ny mpitondra eo amin'ny firenena iray misy korontana na fikomiana mba hampilamina ny tany sy ny fanjakana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 pacification [1.13]
Voambolana  5  Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12