|
|
|
|

Teny iditra1  fampanofan-tany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 fomba fanajariantany amin'ny alalan'ny mpamboly tsy manan-tany izay mifanaiky fa handrotsaka vola hofan-tany raikitra amin'ny tompony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 fermage [1.13]
Voambolana  5  Toe-karena: fambolena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12