|
|
|
|

Entry1  fampiatoana
Part of speech  2  noun
Root  3  ato
Examples  4  [1.369#] Efa nahita fampiatoana ny asa mihitsy aza izy ho fiarovana ny tombontsoan' ny mpiasa mahay asa manokana natahorana ho tratry ny fampitsaharana ny asa ara-teknika.
5  [4.27#] Marina aloha fa lava be ny lisitry ny namana tsy maintsy homena toerana, nefa moa ve ireny rafi-panjakana ireny dia natao hampihena ny isan' ny mpanao politika tratran' ny fampiatoana?

Updated on 2024/12/11