|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fampielezana |
| Fototeny | 2 ely |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the scattering or disseminating of something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 action de disséminer
[1.8] |
| Ohatra |
6 Ny manampahefana dia manombana fa ny fampielezana ny tenin' ny filoham-pirenena teo aloha Didier Ratsiraka dia mety hanohintohina ny hevi-bahoaka.
[4.27]
7 Nanampy azy ireo tamin'ny fampielezana ny "Vaovao Mahafaly" koa ireo mpifindra monina Tesaka sy Betsileo ary Merina namonjy ny fambolena kabaro, izay nampirisihin'ny mpanjanaka tokoa tamin'ny fiandohan'ny taon-jato faha-XX. [2.606] |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|