|
|
|
|

Teny iditra1  fampiharana
Fototeny  2 hatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 réemploi, application mise en pratique [1.13]
Ohatra  5  manara-maso ny fampiharana ireo didim-pitsarana; [1.320#]
6  Ny fampiharana tokoa ny sazy amin' ireo izay mandika lalàna. [4.27#]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 13 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09