|
|
|
|

Teny iditra1  fampihavanana
Fototeny  2 havana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampifanarahana olona tsy nifanaraka na niady teo aloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 réconciliation [1.13]
Ohatra  6  Ny lainga ka halan' ny rahan' ny fampihavanana. [2.245#]
7  Ny fampihavanana kosa dia toe-draharaha lavitra ezaka tena hafa karazana mihitsy. [4.27#]
8  fampihavanana no nomaniko hatao, fiangaviana tsy hitazonana alahelo na hatezerana amin' i Doda. [2.4#]
Lahatsoratra  9 Randzavola: fampihavanana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12