|
|
|
|

Teny iditra1  fampiodinana
Fototeny  2 odina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 l'action de faire révolter [1.3#457]
Ohatra  5  Fa izany mpaminany na mpanonofy izany dia hatao maty satria efa nanao teny fampiodinana amin' i Jehovah Andriamanitrareo Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ka nanavotra anao tamin' ny trano nahandevozana), mba hitaona anao hiala amin' ny lalana izay nasain' i Jehovah Andriamanitrao halehanao. [2.996]
Tovy hevitra  6 fanodinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12