|
|
|
|

Teny iditra1  fampivadiana
Fototeny  2 vady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fampiraisana zavamiaina lahy sy vavy hahazoana taranaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 accouplement [1.3.fr#797, 1.13]
Kamban-teny rehetra  6 fampivadiana biby tsy mitovy karazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09