|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fampivelarana |
| Fototeny | 2 velatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 manière de faire épanouir
[1.13] |
| Ohatra |
5 Koa izany fampitoviana sy fampivelarana amin'ny any ivelany izany, dia mitarika fomba fisaina mifanohitra amin' ny nentimdrazana izay mitazona ny olona hifototra amin'ny fokony ihany.
[2.606#]
|
| Voambolana | 6 Filôzôfia |
| Kamban-teny rehetra | 7 fampivelarana ny maha-olona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|