|
|
|
|

Teny iditra1  fanabeazana
Fototeny  2 be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanolokoloana ny zaza mba hanomezana azy toetra tsara ka hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Zava-tsarotra, ary manombokaindrindra eo amin' ny fianakaviana, ny fana beazana ny zaza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 éducation [1.13.fr#49]
Ohatra  6  Tsy ampy fanabeazana fototra ny olona; [2.445#58]
7  nitarika azy hitia ny hafa ny fanabeazana azony. [1.369#]
8  Heveriko fa fanabeazana ilaina amin' ny ankizy izany. [2.4#11]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 6 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09