|
|
|
|

Teny iditra1  fanabokana
Fototeny  2 boka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaratsiana, fanambaniana, fanamavoana: Loza ny fanabokan' ny mpialonany zava-tsoa eny aminao [1.1]

Fivaditsoratra  fanabokana, 5 fanabonaka, 6 fanakobàna, fanakobana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27