|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanadalana |
| Fototeny | 2 adala |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 filalaovana (olona), fametsifetsena, fanambakana; fitaomana amin' ny alalan' ny fangolingolena:
5 izao no vokatry ny fanadalan' ny zanakao ny zanak' anabaviko 6 fandrebirebena, fampivezivezena, fampitotototoana: 7 loza ny fanadalan' ny mpiasam-bahoaka sasany ny olona fa asainy mankatsy, asainy mankaroa [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 L'action de duper, d' importuner, moyen employé pour duper, le motif, le lieu, le temps
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|