|
|
|
|

Teny iditra1  fanadihadiana
Fototeny  2 hadihady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 famakafakana sy famotopotorana lalina hahalalana ny antony sy ny marina: Natao tamin' ny antsipiriany mihitsy ny fanadihadiana [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  5 information, action de scruter [1.3#202]
6 enquête [1.13]
Ohatra  7  sady mpanoratra izy no mpanao fikarohana sy fanadihadiana. [2.436#]
8  Ny fanadihadiana sy ny fikarohana no mety hahafantarana azy ireny. [2.117#]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09