|
|
|
|

Teny iditra1  fanafarana
Fototeny  2 hafatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampanaovana zavatra olona: Hadinony ny fanafarana anjanany ka tsy aisy tonga ireo olona saiha hasaina
5 Fampakana, fividianana zavatra any lavitra: Sarotra ny fanafarana entana any am-pita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the act of ordering; an order for merchandise; the act of entrusting someone with a commission [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 action de faire une commande; commande; action de charger quelqu'un d'une commission [1.8]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09