|
|
|
|

Entry1  fanafihana
Root  2  tafika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanatonana mba hamely amin' ny basy aman-defona; fibosesehana hanafika [1.1]
5  fananiham-bohitra na fandravana an-keriny ny tanin'olona amin'ny ady [1.13]
Explanations in French  6  invasion [1.13]
Vocabulary  7  Politique

Anagrams  8 fanafihana, 9 fifahanana

Updated on 2025/09/12