|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanahafana
Fototeny  2 hahaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaparitahana, fanelezana; fandanilaniana; fanalana baraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'action de disperser, d'éparpiller, le lieu [1.3]

Teny iditra (2/2)6  fanahafana
Fototeny  7 tahaka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Fitoviana amin' ny ray aman-dreny na amin' ny olon-kafa lafin-kavana eo amin' ny tarehy na toetra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 l'action de ressembler, la ressemblance, ce qui fait ressembler [1.3]
11 similitude [1.13]
Voambolana  12  Matematika: rafitsary

Fivaditsoratra  13 Fanafahana, fanafahana, fanahafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27