|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanahaka
Fototeny  2 hahaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
4 ce qu’on éparpille , la manière de disperser [1.3#204]

Teny iditra (2/3)5  fanahaka
Fototeny  6 tahaka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Fomba entina manahaka, mifandray amin' ny ray aman-dreny na olon-kafa lafin-kavana eo amin' ny tarehy na toetra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ce dont la ressemblance peut être reproduite, manière de ressembler [1.3]

Teny iditra (3/3)10  fanahaka
Fototeny  11 tahaka
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 Azo tahafina, tokony hotahafina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12