Entry | 1 fanainga |
Root | 2 ainga |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fitaovana fibatana zavatra [1.13] |
Explanations in French |
5 Manière de soulever, de lever, qu’on soulève, qu’on lève, qu’on va chercher [1.3#10] 6 élévateur [1.13] |
Examples |
7 toa voan' ny fanainga lavitra koa re, sanatria.
[2.470#]
8 Fanainga iray hafa ho an' ny fampihavanana ny fanapariaham-pahefana, na dia mbola nofinofy ihany aza izy hatramin' izao. [4.27#] |
All compound words | 9 2 combinations of this word |
Anagrams | 10 afingana, 11 faingana, faingàna, 12 fanainga, 13 fangaina, 14 fiangana, 15 figanana, 16 ifangana |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |