|
|
|
|

Teny iditra1  fanajedaka
Fototeny  2 jedaka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manajedaka, mamono ho faty
5 Azo ajedaka, tokony hajedaka: Fanajedaka ny olon-dratsy tahaka ireny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12