|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanaka
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Anarana ilazana ireo zavatra ilaina na ampiasaina fomban' ny tokantrano, toy ny seza, farafara...
Explanations in English  6  [1.2] the furniture of a house, the contents of a box, a vase, a school, etc.; not used in speaking of money, however.
7  [1.7] furniture and household furnishings
Explanations in French  8  [1.3] les meubles et ustensiles d'une maison
9  [1.8] ameublement
Examples  10  [2.529] Efitra iray amin' irony trano mihaja ankehitriny irony, voaravaky ny fanaka sarobidy no nifanandrinan' ny tanora roa nonenan' ny bika sy ny tarehy, izay tsy ambany vidy noho ny fanaka nanotrona azy.

Entry (2/2)11  fanakà
Part of speech  12  noun
Root  13  ak
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Fomba entina manakà na mody tsy mahalala, manantsafa, mananihany

Anagrams  15  ankafa, fakana, fanaka, fanakà, kafana

Updated on 2025/08/10