|
|
|
|

Teny iditra1  fanakady
Fototeny  2 kady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manakady, mameraka kady (hazo atsangana manambara fa efa misy tompony ilay tany ijoroany na matetika koa enti-miaro ilay tany) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ce qui mérite d'être protégé, manière de protéger [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12