|
|
|
|

Teny iditra1  fanakelezana
Fototeny  2 kely
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana izay hahakely; fampihenana (habe, isa); fanafohezana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de diminuer, l’instrument [1.3#320]
Ohatra  6  fa mijery koa amin' ny solomaso fanakelezana! [2.5#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12