|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanakibo |
| Fototeny | 2 kibo |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manakibo, manitikitika; fanitikitika
5 Azo kibokiboina, kitikitihina: Tsy fanakibo, hono, ny zaza raha mbola kely loatra [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 bainkafo, fanakibo, 7 faniboka, 8 fibonaka, 9 fikobana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|