|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanakipika |
| Fototeny | 2 kipika |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manakipika, manesotra zavatra hiala ka ailika
5 Azo akipika, azo esorina ka ailika [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Ce qui mérite d’être rejeté, manière de repousser
[1.3#333] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|