Entry (1/2) | 1 fanakobàna |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 koba |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray |
Explanations in French |
5 [1.3#343] action de réduire en marmelade |
Entry (2/2) | 6 fanakobana |
Part of speech | 7 noun or adjective |
Root | 8 kobana |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony Azo kobanina |
Explanations in French |
10 [1.3#344] Manière de remuer, de faire gonfler |
Anagrams | 11 fanabokana, fanabonaka, fanakobàna, fanakobana, nanabofaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |