|
|
|
|

Teny iditra1 fanakonan-kazavana
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 fitaovana natao hampidinana ny hazavana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 abat-jour [1.13]
Voambolana  5 Haitao
Tovy hevitra  6arompitaratra, aronjiro, takon-jiro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12