|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanakoro
Fototeny  2 koro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manakoro na manorokoro, mariakorontana, mampisafotofoto; fomba entina maniera, mandrodana [1.1]
Tovy hevitra  5 fanorokoro

Teny iditra (2/2)6  fanakoro
Fototeny  7 koro
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 fomba entina mambory sofina [1.1]
Tovy hevitra  10 fanorokoro

Fivaditsoratra  fanakoro, 11 fanoroka, 12 kaforano, 13 korofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12