|
|
|
|

Teny iditra1  fanakositra
Fototeny  2 kositra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manakositra, mampihodina hazo iray lava eo ambonin' ny hazo iray hafa mba hahazoana afo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12