Entry (1/2) | 1 fanalana |
Root | 2 ala |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1] |
Explanations in English |
5 [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2] 6 the act of removing [1.7] |
Explanations in French |
7 action de prendre, d'ôter [1.8] |
Examples |
8 Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra.
[2.245#]
|
All compound words | 9 9 combinations of this word |
Synonyms | 10 fanala |
Entry (2/2) | 11 fanalana |
Root | 12 ala |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1] |
Explanations in French |
15 soustraction [1.13] |
Vocabulary | 16 Mathematics: arithmetic |
Synonyms | 17 fangalana |
Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
Anagrams | 19 falanana, 20 fanalana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |