Entry | 1 fanamainan-tsoratra |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 fanamaina, soratra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Karazan-taratasy mifo-drano anamainana ny soratra vao avy nosoratana tamin'ny ranomainty |
Explanations in English |
5 [1.2] Blotting paper; sand or dust used instead of blotting paper. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |