|
|
|
|

Teny iditra1  fanamaivanana
Fototeny  2 maivana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana izay hahamaivana; fanaketrahana, fampitoniana; fampiononana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12